-
Josoa 10:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Naniraka olona àry i Adoni-zedeka mpanjakan’i Jerosalema mba hilaza an’izao tamin’i Hohama mpanjakan’i Hebrona,+ sy Pirama mpanjakan’i Jarmota, sy Jafia mpanjakan’i Lakisy, ary Debira mpanjakan’i Eglona:+ 4 “Mba ampio aho hanafika an’i Gibeona, fa efa nihavana tamin’i Josoa sy ny Israelita ny mponina ao.”+
-
-
Josoa 12:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Be dia be ny mpanjaka tao amin’ilay tany resin’i Josoa sy ny Israelita tetỳ ampita andrefan’i Jordana, manomboka eo Bala-gada+ eo amin’ny Lohasahan’i Libàna,+ ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Halaka+ izay miakatra mankany Seira.+ Dia nomen’i Josoa ho fananan’ny fokon’ny Israely araka ny anjarany avy ny tanin’izy ireo+
-
-
Josoa 12:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 ny mpanjakan’i Eglona, iray; ny mpanjakan’i Gazera,+ iray;
-
Josoa 15:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Joda, araka ny fianakaviany avy.
-
-
Josoa 15:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Lakisy,+ Bozkata, Eglona,
-
-
-