-
Deoteronomia 20:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Aza avela hisy zavamananaina ho velona anefa ao amin’ny tanànan’iretsy firenena homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao iretsy.+
-
-
Josoa 10:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Nataon’i Jehovah resin’ny Israely i Lakisy, ka azon’izy ireo io tanàna io tamin’ny andro faharoa. Ary nasian’izy ireo tamin’ny sabatra ny olona rehetra tao,+ hoatran’ny nataon’izy ireo tamin’i Libna.
-