Deoteronomia 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny Avita kosa nipetraka tao amin’ny tanàna kely hatrany Gaza.+ Nandringana azy ireo anefa ny Kaftorima+ avy tany Kaftora,* ka izy ireo indray no nipetraka tao amin’ny tanànany.
23 Ny Avita kosa nipetraka tao amin’ny tanàna kely hatrany Gaza.+ Nandringana azy ireo anefa ny Kaftorima+ avy tany Kaftora,* ka izy ireo indray no nipetraka tao amin’ny tanànany.