-
Matio 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Salmona niteraka an’i Boaza tamin’i Rahaba;+
Boaza niteraka an’i Obeda tamin’i Rota;+
Obeda niteraka an’i Jese;+
-
Hebreo 11:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Finoana no nahatonga an’i Rahaba mpivaro-tena tsy ho faty niaraka tamin’ny olona tsy nankatò, satria noraisiny tsara+ ireo mpitsikilo.
-
-
-