-
Josoa 19:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 ary nitohy hatrany Ebrona, Rehoba, Hamona, Kana, ary hatrany Sidona Lehibe.+
-
-
Josoa 19:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Asera, araka ny fianakaviany avy.+ Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.
-