-
Josoa 8:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ataovy amin’i Ay sy ny mpanjakany izay nataonao tamin’i Jeriko sy ny mpanjakany.+ Azonareo alaina ho anareo anefa ny fananany sy ny biby fiompiny. Ary asio lehilahy miafina any ambadiky ny tanàna, mba hanafika azy.”
-
-
Josoa 8:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Nalain’ny Israely ho azy ireo kosa ny biby fiompy sy ny fananan’ny olona tao amin’ilay tanàna, araka ny baiko nomen’i Jehovah an’i Josoa.+
-