Josoa 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy anefa ny lehilahy israelita tamin’ny Hivita:+ “Ianareo aza mety hoe etỳ akaikinay etỳ ihany no mipetraka, koa nahoana izahay no hanao fifanekena aminareo?”+ Josoa 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanaiky hihavana tamin’ny Gibeonita àry i Josoa,+ ka nanao fifanekena tamin’izy ireo hoe tsy hamono an-dry zareo. Izany no fianianana nataon’ny mpiadidy vahoaka tamin’izy ireo.+
7 Hoy anefa ny lehilahy israelita tamin’ny Hivita:+ “Ianareo aza mety hoe etỳ akaikinay etỳ ihany no mipetraka, koa nahoana izahay no hanao fifanekena aminareo?”+
15 Nanaiky hihavana tamin’ny Gibeonita àry i Josoa,+ ka nanao fifanekena tamin’izy ireo hoe tsy hamono an-dry zareo. Izany no fianianana nataon’ny mpiadidy vahoaka tamin’izy ireo.+