Eksodosy 34:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tandremo sao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany halehanareo,+ fa ho voafandrika ianareo raha manao an’izany.+ Deoteronomia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo am-pelatananao ireny ka ho resinao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka izy ireny.+ Aza manao fifanekena aminy na miantra azy.+
12 Tandremo sao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany halehanareo,+ fa ho voafandrika ianareo raha manao an’izany.+
2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo am-pelatananao ireny ka ho resinao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka izy ireny.+ Aza manao fifanekena aminy na miantra azy.+