FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 27:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tsy azo avotana koa ny olona efa voaheloka* izay natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+

  • Josoa 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary azon’i Josoa daholo ny tanànan’ireo mpanjaka ireo, ary resiny ny mpanjakany rehetra ka nasiany tamin’ny sabatra.+ Naringany tanteraka izy ireo,+ araka ny didy nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah.

  • Josoa 24:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Niampita an’i Jordana ianareo avy eo,+ ka tonga tao Jeriko.+ Ary niady taminareo ny mpitarika* tao Jeriko, sy ny Amorita, ny Perizita, ny Kananita, ny Hetita, ny Girgasita, ny Hivita, ary ny Jebosita. Nataoko resinareo anefa izy ireny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara