FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:28-30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Mbola tsy tonga any koa ianao, dia efa hataoko izay hahakivy* ny fahavalonao,+ ka hitsoaka tsy ho eo anatrehanao ny Hivita sy ny Kananita ary ny Hetita.+ 29 Tsy horoahiko ao anatin’ny taona iray anefa izy ireo, sao tsy hisy mponina intsony ilay tany ka hihabetsaka ny bibidia ary hamely anao.+ 30 Horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao kosa izy ireo, mandra-pahatonganao ho be dia be ka ho lasanao ilay tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara