Josoa 21:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nahazo tanàna avy tamin’ny fokon’i Zebolona+ ny fianakavian’ny Merarita,+ izany hoe ny sisa tamin’ny Levita, dia ny tanànan’i Jokneama+ sy ny kijanany, Karta sy ny kijanany,
34 Ary nahazo tanàna avy tamin’ny fokon’i Zebolona+ ny fianakavian’ny Merarita,+ izany hoe ny sisa tamin’ny Levita, dia ny tanànan’i Jokneama+ sy ny kijanany, Karta sy ny kijanany,