29 Tsy horoahiko ao anatin’ny taona iray anefa izy ireo, sao tsy hisy mponina intsony ilay tany ka hihabetsaka ny bibidia ary hamely anao.+ 30 Horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao kosa izy ireo, mandra-pahatonganao ho be dia be ka ho lasanao ilay tany.+