FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 7:33-35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ho anjaran’ilay zanakalahin’i Arona manolotra ny ran’ny sorona iombonana sy ny tavin-kena ilay fe ankavanana.+ 34 Fa alaiko avy amin’ny sorona iombonana aterin’ny Israelita ny tratra izay atao fanatitra ahetsiketsika sy ny fe izay atao anjara masina, ka homeko an’i Arona mpisorona sy ny zanany lahy. Fitsipika tokony harahin’ny Israelita foana izany.+

      35 “‘Izany no ampahany avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izay natokana ho an’ny mpisorona, dia i Arona sy ny zanany lahy, tamin’ilay andro nanaovana azy ireo ho mpisorona teo anatrehan’i Jehovah.+

  • Deoteronomia 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Tsy homena anjara na lova eo amin’ny Israely ny Levita mpisorona, sy ny fokon’i Levy manontolo mihitsy. Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah no hohaniny, fa izany no lovany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara