-
Nomery 21:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nalain’ny Israely daholo àry ireny tanàna ireny. Dia nipetrahan’izy ireo daholo ny tanànan’ny Amorita,+ izany hoe Hesbona sy ny tanàna rehetra niankina taminy.* 26 Fa i Hesbona no tanànan’i Sihona mpanjakan’ny Amorita. Efa niady tamin’ny mpanjakan’i Moaba izy taloha, ka nalainy daholo ny tanin’io mpanjaka io, hatrany Arnona.
-