Deoteronomia 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ho lasanareo ny toerana rehetra handehanan’ny tongotrareo.+ Ary hanomboka any an-tany efitra ka hatrany Libàna ny sisin-taninareo, ary hanomboka any amin’ny Renirano, izany hoe ny reniranon’i Eofrata, ka hatrany amin’ny ranomasina andrefana.*+
24 Ho lasanareo ny toerana rehetra handehanan’ny tongotrareo.+ Ary hanomboka any an-tany efitra ka hatrany Libàna ny sisin-taninareo, ary hanomboka any amin’ny Renirano, izany hoe ny reniranon’i Eofrata, ka hatrany amin’ny ranomasina andrefana.*+