Josoa 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia noroahin’i Kaleba niala tao ny zanak’i Anàka telo lahy,+ dia i Sesay sy Ahimana ary Talmay,+ izay taranak’i Anàka. Mpitsara 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nomena an’i Kaleba i Hebrona, araka ny nampanantenain’i Mosesy,+ ka noroahiny hiala tao ny zanak’i Anàka telo lahy.+
14 Dia noroahin’i Kaleba niala tao ny zanak’i Anàka telo lahy,+ dia i Sesay sy Ahimana ary Talmay,+ izay taranak’i Anàka.
20 Dia nomena an’i Kaleba i Hebrona, araka ny nampanantenain’i Mosesy,+ ka noroahiny hiala tao ny zanak’i Anàka telo lahy.+