FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 10:38, 39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Farany, dia nivily nankany Debira i Josoa sy ny Israely rehetra,+ ka niady taminy. 39 Azon’izy ireo i Debira sy ny mpanjakany ary ny tanànany rehetra. Nasian’izy ireo tamin’ny sabatra ny olona rehetra tany ka naringany tanteraka,+ ary tsy nasiany niangana na iray aza.+ Hoatran’ny nataony tamin’i Hebrona sy tamin’i Libna sy ny mpanjakany, no nataony tamin’i Debira sy ny mpanjakany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara