40 Ary natao ny antsapaka fahafito+ ka nahazo anjara ny fokon’i Dana,+ araka ny fianakaviany avy. 41 Ny sisin-tanin’ny lovan’izy ireo dia i Zora,+ Estaola, Ira-semesy,
31 Taorian’izay, dia nidina mba haka azy ny rahalahiny sy ny fianakavian-drainy manontolo. Nentin’izy ireo niakatra izy, ary naleviny teo anelanelan’i Zora+ sy Estaola, tao amin’ny fasan’i Manoa+ rainy. Ary efa nitsara ny Israely nandritra ny 20 taona izy.+