-
Josoa 10:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Dia niala tao Makeda i Josoa sy ny Israely rehetra, ka nankany Libna ary niady taminy.+
-
-
2 Mpanjaka 8:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Mbola mikomy amin’ny Joda anefa i Edoma hatramin’izao. Nikomy koa ny tanànan’i Libna+ tamin’izany fotoana izany.
-