Josoa 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Kiriata-arba no anaran’i Hebrona talohan’izay.+—Lehilahy niavaka indrindra teo amin’ny Anakita izany Arba izany.—Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+
15 Kiriata-arba no anaran’i Hebrona talohan’izay.+—Lehilahy niavaka indrindra teo amin’ny Anakita izany Arba izany.—Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+