FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 9:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Telo andro taorian’ny nanaovan’ny Israelita fifanekena tamin’izy ireo anefa, dia henony fa teny amin’ny manodidina azy teny akaiky teny ihany izy ireo no nipetraka. 17 Dia niainga ny Israelita ka tonga tany an-tanànan’izy ireo tamin’ny andro fahatelo. I Gibeona+ sy Kefira sy Berota ary Kiriata-jearima+ izany tanàna izany.

  • Josoa 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Natao ny antsapaka ka nahazo anjara ny fokon’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy. Teo anelanelan’ny faritry ny tanin’ny taranak’i Joda+ sy ny an’ny taranak’i Josefa+ ny tany azony.

  • Josoa 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Avy teo amin’ilay tendrombohitra tandrifin’ny ilany atsimo amin’i Beti-horona no nivily nianatsimo ny ilany andrefan’ilay sisin-tany, ka nifarana tany Kiriata-bala, izany hoe Kiriata-jearima,+ tanànan’i Joda. Izany no ilany andrefana.

  • 1 Samoela 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia tonga ny lehilahy avy tao Kiriata-jearima, ka nentin’izy ireo niakatra nankao an-tranon’i Abinadaba+ teny amin’ny havoana ny Vata masin’i Jehovah. Ary nohamasinin’izy ireo hiambina an’ilay Vata masin’i Jehovah i Eleazara zanakalahin’i Abinadaba.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara