28 Ary ny taniny sy ny tanàna keliny dia i Betela+ sy ny tanàna niankina taminy. Ary ny tany atsinanana dia i Narana, ary ny tany andrefana dia i Gazera sy ny tanàna niankina taminy. Teo koa i Sekema sy ny tanàna niankina taminy, hatrany Aiha sy ny tanàna niankina taminy.