FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Nataon’i Josefa hoe Manase*+ ny anaran’ilay lahimatoa. Hoy mantsy izy: “Efa nataon’Andriamanitra izay hanadinoako ny fahoriako rehetra sy ny ankohonan-draiko manontolo.”

  • Genesisy 46:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ny naterak’i Josefa tany Ejipta dia i Manase+ sy Efraima,+ izay naterak’i Asenata+ taminy. Zanakavavin’i Potifera mpisorona tao Ona* io Asenata io.

  • Genesisy 48:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary tsy faly i Josefa rehefa hitany hoe nataon’ny rainy teo amin’ny lohan’i Efraima ny tanany havanana. Notadiaviny hesorina teo amin’ny lohan’i Efraima àry ny tanan’ny rainy, dia hatao eo amin’ny lohan’i Manase. 18 Hoy i Josefa tamin’ny rainy: “Tsy mety izao, ry Dada a! Fa ity no lahimatoa,+ dia apetraho eo amin’ny lohany ny tananao havanana.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara