-
Josoa 16:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary izao ny sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy: Ny sisin-taniny atsinanana dia i Atarota-adara+ hatrany Beti-horona Ambony,+ 6 ary tonga hatrany amin’ny ranomasina. I Mikmeta+ kosa no tany amin’ny sisiny avaratra. Ary nivily niantsinanana nankany Tanata-silo ilay sisin-tany, ka niantsinanana nankany Janoha,
-