2 “Makà lehilahy 12 amin’ny vahoaka, dia lehilahy iray isaky ny foko,+ 3 ary omeo baiko izy ireo hoe: ‘Makà vato 12 eo afovoan’i Jordana, eo amin’ny toerana nijoroan’ny mpisorona.+ Ento ireo vato ireo ka apetraho eo amin’izay toerana hatorianareo androany alina.’”+