FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 34:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nomen’i Mosesy toromarika àry ny Israelita hoe: “Io ilay tany hozarainareo ho fanananareo, ka hatao antsapaka ny fizarana azy,+ araka ilay didy nomen’i Jehovah hoe homena ny foko sivy sy sasany io tany io.

  • Josoa 19:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Ireo no lova nozaraina tamin’ny alalan’ny antsapaka tao Silo,+ teo anatrehan’i Jehovah, teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+ I Eleazara mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ireo lohan’ny fianakaviamben’ny fokon’ny Israely no nizara izany.+ Dia vitan’izy ireo ny fizarana an’ilay tany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara