Josoa 15:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Tsy vitan’ny fokon’i Joda kosa ny nandroaka+ an’ireo Jebosita+ nipetraka tao Jerosalema,+ ka mbola miara-mipetraka amin’ny vahoakan’ny Joda ao Jerosalema izy ireo hatramin’izao.
63 Tsy vitan’ny fokon’i Joda kosa ny nandroaka+ an’ireo Jebosita+ nipetraka tao Jerosalema,+ ka mbola miara-mipetraka amin’ny vahoakan’ny Joda ao Jerosalema izy ireo hatramin’izao.