FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia niakatra avy teo afovoan’i Jordana ny mpisorona nilanja ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah. Rehefa nanitsaka tany maina ny faladian’izy ireo, dia nikoriana indray ny ranon’i Jordana, ka lasa tondraka toy ny teo aloha ary difotra ny morony.+

  • 1 Tantara 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ireo no lehilahy niampita an’i Jordana tamin’ny volana voalohany. Tondraka be izy io tamin’izay, ka difotra ny morony rehetra. Dia noroahin’izy ireo daholo ny olona nipetraka teny amin’ny toerana iva, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara