Josoa 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary omeo baiko izy ireo hoe: ‘Makà vato 12 eo afovoan’i Jordana, eo amin’ny toerana nijoroan’ny mpisorona.+ Ento ireo vato ireo ka apetraho eo amin’izay toerana hatorianareo androany alina.’”+
3 ary omeo baiko izy ireo hoe: ‘Makà vato 12 eo afovoan’i Jordana, eo amin’ny toerana nijoroan’ny mpisorona.+ Ento ireo vato ireo ka apetraho eo amin’izay toerana hatorianareo androany alina.’”+