Mpitsara 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niteny tamin’ny fokon’i Simeona rahalahiny àry ny fokon’i Joda hoe: “Andao hiaraka ho any amin’ny anjara taninay*+ mba hiady amin’ny Kananita, dia mba hiaraka aminareo ho any amin’ny anjara taninareo koa izahay.” Niaraka taminy àry izy ireo.
3 Niteny tamin’ny fokon’i Simeona rahalahiny àry ny fokon’i Joda hoe: “Andao hiaraka ho any amin’ny anjara taninay*+ mba hiady amin’ny Kananita, dia mba hiaraka aminareo ho any amin’ny anjara taninareo koa izahay.” Niaraka taminy àry izy ireo.