Mpitsara 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy noroahin’ny fokon’i Naftaly ireo mponin’i Beti-semesy sy Beti-anata.+ Mbola niara-nipetraka tamin’ny Kananita teo amin’ilay tany ihany izy ireo.+ Dia nampanaovin’ny fokon’i Naftaly asa an-terivozona ny mponin’i Beti-semesy sy Beti-anata.
33 Tsy noroahin’ny fokon’i Naftaly ireo mponin’i Beti-semesy sy Beti-anata.+ Mbola niara-nipetraka tamin’ny Kananita teo amin’ilay tany ihany izy ireo.+ Dia nampanaovin’ny fokon’i Naftaly asa an-terivozona ny mponin’i Beti-semesy sy Beti-anata.