Mpitsara 1:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary tsy nety niala tany amin’ny Tendrombohitra Heresa sy tany Aialona+ ary Salbima+ ny Amorita. Rehefa nihanahery* anefa ny taranak’i Josefa, dia notereny hiasa mafy ny Amorita.
35 Ary tsy nety niala tany amin’ny Tendrombohitra Heresa sy tany Aialona+ ary Salbima+ ny Amorita. Rehefa nihanahery* anefa ny taranak’i Josefa, dia notereny hiasa mafy ny Amorita.