-
Jona 1:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Niainga ho any Tarsisy anefa i Jona, satria te handositra an’i Jehovah. Nidina tany Jopa izy, ary nahita sambo ho any Tarsisy. Naloany àry ny saran-dalana dia niakatra tao amin’ilay sambo izy, mba ho any Tarsisy ka handositra an’i Jehovah.
-
-
Asan’ny Apostoly 9:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Ary tao Jopa, dia nisy mpianatra atao hoe Tabita, izany hoe “Dorkasy”* raha adika. Nanao asa soa be dia be izy sady nanome zavatra maro hiantrana ny mahantra.
-