-
Nomery 35:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “‘Raha mivoaka an’ilay faritry ny tanàna fialokalofana nalehany anefa ilay nahafaty olona, 27 ary hitan’ny mpamaly ra any ivelan’ny faritr’ilay tanàna izy ka vonoiny, dia tsy ho meloka ho nandatsa-dra ilay mpamaly ra.
-