-
Nomery 35:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Tsy maintsy mipetraka ao amin’ny tanàna fialokalofana mantsy ilay nahafaty olona, mandra-pahafatin’ny mpisoronabe. Fa rehefa maty ilay mpisoronabe, dia mahazo miverina any amin’ny taniny izy.+
-