Deoteronomia 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+ Deoteronomia 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy hisy hahavita hanohitra anareo.+ Fa hataon’i Jehovah Andriamanitrareo mihorohoro sy matahotra anareo ny mponina ao amin’ilay tany manontolo handehananareo,+ araka ny nampanantenainy anareo.
24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+
25 Tsy hisy hahavita hanohitra anareo.+ Fa hataon’i Jehovah Andriamanitrareo mihorohoro sy matahotra anareo ny mponina ao amin’ilay tany manontolo handehananareo,+ araka ny nampanantenainy anareo.