-
1 Tantara 6:63Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
63 Rehefa natao ny antsapaka, dia nomena tanàna 12 ny Merarita araka ny fianakaviany avy. Avy tamin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolona ireo tanàna ireo.+
-