Josoa 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny Gersonita+ kosa nahazo tanàna 13 avy tamin’ny fianakavian’ny fokon’i Isakara, sy ny fokon’i Asera, sy ny fokon’i Naftaly, ary ny antsasaky ny fokon’i Manase any Basana.+
6 Ary ny Gersonita+ kosa nahazo tanàna 13 avy tamin’ny fianakavian’ny fokon’i Isakara, sy ny fokon’i Asera, sy ny fokon’i Naftaly, ary ny antsasaky ny fokon’i Manase any Basana.+