1 Tantara 6:71 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 71 Ny taranak’i Gersoma indray nomena an’i Golana+ any Basana sy ny kijanany, ary Astarota sy ny kijanany. Avy tamin’ny fianakavian’ny antsasaky ny fokon’i Manase ireny.+
71 Ny taranak’i Gersoma indray nomena an’i Golana+ any Basana sy ny kijanany, ary Astarota sy ny kijanany. Avy tamin’ny fianakavian’ny antsasaky ny fokon’i Manase ireny.+