-
Josoa 19:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ireto avy ny sisin-taniny: Helkata,+ Haly, Batena, Aksafa,
-
-
Josoa 19:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Asera, araka ny fianakaviany avy.+ Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.
-