Nomery 35:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tanàna telo no homenareo etỳ ampitan’i Jordana,+ ary telo kosa any Kanana,+ mba hatao tanàna fialokalofana. 15 Ho fialokalofana ho an’ny Israelita sy ny vahiny+ ary ny mpiavy ireo tanàna enina ireo, mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy.+
14 Tanàna telo no homenareo etỳ ampitan’i Jordana,+ ary telo kosa any Kanana,+ mba hatao tanàna fialokalofana. 15 Ho fialokalofana ho an’ny Israelita sy ny vahiny+ ary ny mpiavy ireo tanàna enina ireo, mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy.+