Mpitsara 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy noroahin’ny fokon’i Zebolona ny olona nipetraka tany Kitrona sy Nahalola.+ Dia niara-nipetraka tamin’izy ireo ihany ny Kananita, ka nampanaoviny asa an-terivozona.+
30 Tsy noroahin’ny fokon’i Zebolona ny olona nipetraka tany Kitrona sy Nahalola.+ Dia niara-nipetraka tamin’izy ireo ihany ny Kananita, ka nampanaoviny asa an-terivozona.+