-
Nomery 35:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Any ivelan’ny tanàna, dia handrefy 2 000 hakiho amin’ny lafiny atsinanana ianareo, 2 000 hakiho amin’ny lafiny atsimo, 2 000 hakiho amin’ny lafiny andrefana, ary 2 000 hakiho amin’ny lafiny avaratra, ka ny tanàna no eo afovoany. Ireo no ho kijanan’ny tanànan’izy ireo.
-
-
Nomery 35:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tanàna 48 miaraka amin’ny kijanany àry no homenareo ny Levita.+
-