Deoteronomia 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+ Deoteronomia 31:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 I Jehovah Andriamanitrareo no hiampita eo alohanareo. Izy no handringana an’ireo firenena ireo eo imasonareo, ary ianareo no handroaka an’ireo,+ ka i Josoa no hitarika anareo hiampita,+ araka izay nolazain’i Jehovah.
24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+
3 I Jehovah Andriamanitrareo no hiampita eo alohanareo. Izy no handringana an’ireo firenena ireo eo imasonareo, ary ianareo no handroaka an’ireo,+ ka i Josoa no hitarika anareo hiampita,+ araka izay nolazain’i Jehovah.