Deoteronomia 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Deoteronomia 12:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Araho tsara daholo izay rehetra teneniko aminareo.+ Aza anampiana izany na analana.+ 2 Mpanjaka 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary tsy havelako hirenireny hiala eo amin’ny tany nomeko ny razambeny intsony ny tongotry ny Israely,+ raha arahin’izy ireo tsara ny didy rehetra nomeko,+ dia ny Lalàna rehetra nandidian’i Mosesy mpanompoko azy.”
8 Ary tsy havelako hirenireny hiala eo amin’ny tany nomeko ny razambeny intsony ny tongotry ny Israely,+ raha arahin’izy ireo tsara ny didy rehetra nomeko,+ dia ny Lalàna rehetra nandidian’i Mosesy mpanompoko azy.”