-
Deoteronomia 4:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fa mbola velona daholo kosa izao ianareo izay mifikitra amin’i Jehovah Andriamanitrareo.
-
-
Deoteronomia 10:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao, izy no tokony hotompoinao,+ izy no tokony hifikiranao, ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.
-
-
Josoa 23:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Mifikira kosa amin’i Jehovah Andriamanitrareo,+ hoatran’izay efa nataonareo hatramin’izao.
-