Deoteronomia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no tokony hotompoinao,+ ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.+ Josoa 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no tokony hotompoinao,+ ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.+