FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 22:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tatỳ aoriana, dia nisy niteny tamin’ny Israelita+ hoe: “Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, nanorina alitara eo amin’ny sisin’ny tany Kanana, eo amin’ny faritr’i Jordana, etỳ amin’ny ilany misy ny Israelita.” 12 Rehefa nahare an’izany ny Israelita, dia nivory tao Silo+ izy rehetra mba hiady tamin’izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara