FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ary omeo baiko izy ireo hoe: ‘Makà vato 12 eo afovoan’i Jordana, eo amin’ny toerana nijoroan’ny mpisorona.+ Ento ireo vato ireo ka apetraho eo amin’izay toerana hatorianareo androany alina.’”+

  • Josoa 5:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa voafora ilay firenena manontolo, dia mbola nijanona tany amin’izay nisy azy tao an-toby mandra-pahasitrany.

      9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Androany no nesoriko* taminareo ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.” Nantsoina hoe Gilgala*+ àry ny anaran’izany toerana izany hatramin’izao.

  • Josoa 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia naniraka olona ho any amin’i Josoa tao amin’ny toby tany Gilgala+ ny Gibeonita, mba hilaza hoe: “Aza ariana izahay mpanomponao.*+ Tongava haingana, ka vonjeo izahay ary ampio! Mivondrona hiady aminay daholo mantsy ny mpanjakan’ny Amorita avy any amin’ny faritra be tendrombohitra.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara