Josoa 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nanota ny Israely. Nivadika tamin’ny fifanekena+ nasaiko nohajainy izy ireo. Nakany mantsy ny zavatra voatokana haringana,+ ka nangalariny+ sy nafeniny ary nataony tao amin’ny entany.+ Josoa 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary izay hahatratrarana an’ilay zavatra voatokana haringana dia hodorana+ miaraka amin’izay rehetra azy. Nivadika tamin’ny fifanekena+ nataon’i Jehovah mantsy izy, ary nanao zavatra nanala baraka teo amin’ny Israely.”’”
11 Nanota ny Israely. Nivadika tamin’ny fifanekena+ nasaiko nohajainy izy ireo. Nakany mantsy ny zavatra voatokana haringana,+ ka nangalariny+ sy nafeniny ary nataony tao amin’ny entany.+
15 Ary izay hahatratrarana an’ilay zavatra voatokana haringana dia hodorana+ miaraka amin’izay rehetra azy. Nivadika tamin’ny fifanekena+ nataon’i Jehovah mantsy izy, ary nanao zavatra nanala baraka teo amin’ny Israely.”’”